plt_tn/psa/035/019.md

621 B

Aza avela hifaly eo amiko fahavaloko mpamitaka

"Aza avela hifaly eo amiko ireo fahavaloko, izay milaza lainga momba ahy"

ireo teti-dratsiny

"ireo fikasan-dratsiny"

tsy mba miresaka fiadanana izy ireo

Ny anarana "fihavanana" dia azo ambafra amin'ny endrika hafa. DH: "tsy mba miresaka amim-pihavanana amin'olona izy ireo"

mitetika hilaza fitaka

"mitady fomba hilazana lainga" (UDB)

izay miaina amim-piadanana ao amin'ny taninay

"izay miaina amim-piadanana ao amin'ny taninay"

miaina amim-piadanana

Ny anarana hoe "fiadanana" dia azo ambara amin'ny endrika hafa. DH: "tsy manosy ratsy ny hafa" (UDB)