# Aza avela hifaly eo amiko fahavaloko mpamitaka "Aza avela hifaly eo amiko ireo fahavaloko, izay milaza lainga momba ahy" # ireo teti-dratsiny "ireo fikasan-dratsiny" # tsy mba miresaka fiadanana izy ireo Ny anarana "fihavanana" dia azo ambafra amin'ny endrika hafa. DH: "tsy mba miresaka amim-pihavanana amin'olona izy ireo" # mitetika hilaza fitaka "mitady fomba hilazana lainga" (UDB) # izay miaina amim-piadanana ao amin'ny taninay "izay miaina amim-piadanana ao amin'ny taninay" # miaina amim-piadanana Ny anarana hoe "fiadanana" dia azo ambara amin'ny endrika hafa. DH: "tsy manosy ratsy ny hafa" (UDB)