plt_tn/psa/035/015.md

20 lines
652 B
Markdown

# niara-niangona
"niara-tonga" na "niara-nivory"
# hanohitra ahy
Izany dia midika fa niara-tonga mba hamely ny mpanoratra izy ireo. DH: "mba hikasa hanohitra ahy" na "mba hikasa ny fahapotehako"
# namely ahy izy ireo
Eto izy ireo mitondra ny mpanoratra toy ny hoe singan-damba izay azon'izy ireo rovidrovitina izy. DH: "namely ahy izy ireo"
# Tsy misy fifanajana intsony ny esony amiko
"Nambanian'izy ireo tamin'ny olona tsy misy dikany aho" na "Tsy misy fanajana intsony fa ataon'izy ireo fiomehezana aho"
# nihidy vazana tamiko izy ireo
Izany dia mariky ny hatezerana sy fankahalana. "nanao feo nikasokasoka tamin'ny nifiny tamiko izy ireo"