plt_tn/psa/035/015.md

652 B

niara-niangona

"niara-tonga" na "niara-nivory"

hanohitra ahy

Izany dia midika fa niara-tonga mba hamely ny mpanoratra izy ireo. DH: "mba hikasa hanohitra ahy" na "mba hikasa ny fahapotehako"

namely ahy izy ireo

Eto izy ireo mitondra ny mpanoratra toy ny hoe singan-damba izay azon'izy ireo rovidrovitina izy. DH: "namely ahy izy ireo"

Tsy misy fifanajana intsony ny esony amiko

"Nambanian'izy ireo tamin'ny olona tsy misy dikany aho" na "Tsy misy fanajana intsony fa ataon'izy ireo fiomehezana aho"

nihidy vazana tamiko izy ireo

Izany dia mariky ny hatezerana sy fankahalana. "nanao feo nikasokasoka tamin'ny nifiny tamiko izy ireo"