# niara-niangona "niara-tonga" na "niara-nivory" # hanohitra ahy Izany dia midika fa niara-tonga mba hamely ny mpanoratra izy ireo. DH: "mba hikasa hanohitra ahy" na "mba hikasa ny fahapotehako" # namely ahy izy ireo Eto izy ireo mitondra ny mpanoratra toy ny hoe singan-damba izay azon'izy ireo rovidrovitina izy. DH: "namely ahy izy ireo" # Tsy misy fifanajana intsony ny esony amiko "Nambanian'izy ireo tamin'ny olona tsy misy dikany aho" na "Tsy misy fanajana intsony fa ataon'izy ireo fiomehezana aho" # nihidy vazana tamiko izy ireo Izany dia mariky ny hatezerana sy fankahalana. "nanao feo nikasokasoka tamin'ny nifiny tamiko izy ireo"