plt_tn/psa/035/013.md

716 B

tamin'izy ireo narary

Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo "vavolombelona tsy marina" (35:11)

nanao akanjo fisaonana aho

"nampiseho aho fa nalahelo" (UDB)

tamin'ny fanondrehako ny lohako teo amin'ny tratrako

Ity dia mari-pamantarana ho an'ny vavaka. "tamin'ny lohako naondrika ho amin'ny vavaka"

Nalahelo mafy tahaka ny amin'ny an'ny rahalahiko aho

Ny mpanoratra dia nalahelo toy ny amin'ny rahalahy iray tampo aminy maty. DH: "nalahelo toy ny hoe narary ny rahalahiko aho"

nitanondrika tam-pisaonana tahaka ny amin'ny an-dreniko aho

Ny mpanoratra nisaona toy ny amin'ny reniny maty. DH: "nisaona toy ny hoe maty reny aho"

nitanondrika aho

Izany dia mariky ny fijaliana sy fangirifiriana.