# tamin'izy ireo narary Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo "vavolombelona tsy marina" (35:11) # nanao akanjo fisaonana aho "nampiseho aho fa nalahelo" (UDB) # tamin'ny fanondrehako ny lohako teo amin'ny tratrako Ity dia mari-pamantarana ho an'ny vavaka. "tamin'ny lohako naondrika ho amin'ny vavaka" # Nalahelo mafy tahaka ny amin'ny an'ny rahalahiko aho Ny mpanoratra dia nalahelo toy ny amin'ny rahalahy iray tampo aminy maty. DH: "nalahelo toy ny hoe narary ny rahalahiko aho" # nitanondrika tam-pisaonana tahaka ny amin'ny an-dreniko aho Ny mpanoratra nisaona toy ny amin'ny reniny maty. DH: "nisaona toy ny hoe maty reny aho" # nitanondrika aho Izany dia mariky ny fijaliana sy fangirifiriana.