plt_tn/psa/035/013.md

24 lines
716 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tamin'izy ireo narary
Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo "vavolombelona tsy marina" (35:11)
# nanao akanjo fisaonana aho
"nampiseho aho fa nalahelo" (UDB)
# tamin'ny fanondrehako ny lohako teo amin'ny tratrako
Ity dia mari-pamantarana ho an'ny vavaka. "tamin'ny lohako naondrika ho amin'ny vavaka"
# Nalahelo mafy tahaka ny amin'ny an'ny rahalahiko aho
Ny mpanoratra dia nalahelo toy ny amin'ny rahalahy iray tampo aminy maty. DH: "nalahelo toy ny hoe narary ny rahalahiko aho"
# nitanondrika tam-pisaonana tahaka ny amin'ny an-dreniko aho
Ny mpanoratra nisaona toy ny amin'ny reniny maty. DH: "nisaona toy ny hoe maty reny aho"
# nitanondrika aho
Izany dia mariky ny fijaliana sy fangirifiriana.