plt_tn/psa/035/009.md

16 lines
616 B
Markdown

# amin'ny famonjeny
Ny anarana "famonjena" dia azo ambara ho matoanteny. DH: "satria Ianao mamonjy ahy"
# Ny taolako rehetra
Eto ny "taolana" dia manondro ny anaty farany lalina indrindran'ny olona iray. DH: "Ny anatiko manontolo" (UDB)
# Yaveh o, iza no toa Anao ... izay mitady handroba azy ireo
Ny valinteny tsy dia mazava amin'io fanontaniana io dia tsy misy tahaka an'i Yaveh. DH: "Yaveh o, Tsy misy tahaka Anao ... ireo izay mitady handroba azy ireo."
# ny malahelo sy mahantra
Ny teny hoe "malahelo" sy "mahantra" dia midika zavatra mitovy ary manamafy fa Yaveh mamonjy ny maro izay mila ny famonjeny.