plt_tn/psa/035/009.md

616 B

amin'ny famonjeny

Ny anarana "famonjena" dia azo ambara ho matoanteny. DH: "satria Ianao mamonjy ahy"

Ny taolako rehetra

Eto ny "taolana" dia manondro ny anaty farany lalina indrindran'ny olona iray. DH: "Ny anatiko manontolo" (UDB)

Yaveh o, iza no toa Anao ... izay mitady handroba azy ireo

Ny valinteny tsy dia mazava amin'io fanontaniana io dia tsy misy tahaka an'i Yaveh. DH: "Yaveh o, Tsy misy tahaka Anao ... ireo izay mitady handroba azy ireo."

ny malahelo sy mahantra

Ny teny hoe "malahelo" sy "mahantra" dia midika zavatra mitovy ary manamafy fa Yaveh mamonjy ny maro izay mila ny famonjeny.