# amin'ny famonjeny Ny anarana "famonjena" dia azo ambara ho matoanteny. DH: "satria Ianao mamonjy ahy" # Ny taolako rehetra Eto ny "taolana" dia manondro ny anaty farany lalina indrindran'ny olona iray. DH: "Ny anatiko manontolo" (UDB) # Yaveh o, iza no toa Anao ... izay mitady handroba azy ireo Ny valinteny tsy dia mazava amin'io fanontaniana io dia tsy misy tahaka an'i Yaveh. DH: "Yaveh o, Tsy misy tahaka Anao ... ireo izay mitady handroba azy ireo." # ny malahelo sy mahantra Ny teny hoe "malahelo" sy "mahantra" dia midika zavatra mitovy ary manamafy fa Yaveh mamonjy ny maro izay mila ny famonjeny.