plt_tn/psa/035/004.md

834 B

Aoka

"Maniry aho mba"

izay mitady ny aiko

Eto ny "mikendry ny aiko" dia midika fa maniry hamono ny mpanoratra izy ireo. DH: "izay mitady hamono ahy" (UDB)

hiamboho

"hiamboho" dia sarinteny ho an'ny tsy fahafahana manatanteraka ny tanjony. DH: "tsy hahomby"

very hevitra

"hivoraka" na "sadaikatra"

tahaka ny akofa manoloana rivotra

Ireo fahavalon'ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe akofa izay tsofina mora foana. DH: "voatsokan'ny rivotra toy ny akofa"

ny lalan'izy ireo

Eto ny "lalan'izy ireo" dia manondro ny fiainany. DH: "ny fiainan'izy ireo"

maizina sy malama

Izany dia manondro lalana izay nafenina sy mampidi-doza. DH: "miafina sy feno loza"

manenjika azy

Izany dia manondro ny anjelin'i Yaveh izay manohitra ireo fahavalon'ny mpanoratra. DH: "miasa hanohitra azy ireo" na "manohitra azy ireo"