# Aoka "Maniry aho mba" # izay mitady ny aiko Eto ny "mikendry ny aiko" dia midika fa maniry hamono ny mpanoratra izy ireo. DH: "izay mitady hamono ahy" (UDB) # hiamboho "hiamboho" dia sarinteny ho an'ny tsy fahafahana manatanteraka ny tanjony. DH: "tsy hahomby" # very hevitra "hivoraka" na "sadaikatra" # tahaka ny akofa manoloana rivotra Ireo fahavalon'ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe akofa izay tsofina mora foana. DH: "voatsokan'ny rivotra toy ny akofa" # ny lalan'izy ireo Eto ny "lalan'izy ireo" dia manondro ny fiainany. DH: "ny fiainan'izy ireo" # maizina sy malama Izany dia manondro lalana izay nafenina sy mampidi-doza. DH: "miafina sy feno loza" # manenjika azy Izany dia manondro ny anjelin'i Yaveh izay manohitra ireo fahavalon'ny mpanoratra. DH: "miasa hanohitra azy ireo" na "manohitra azy ireo"