plt_tn/psa/035/001.md

32 lines
950 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Salamo nataon'i Davida
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
# Raiso ny ampinga kely sy ampinga lehibenao ... ny lefona sy ny famaky fiadianao
Ireo andianteny roa ireo dia samy mamaritra an'Andriamanitra ho toy ny mpiady izay mivonona hiatrika ady.
# ampinga kely sy ampinga lehibe
Fitaovam-parovantena ireo.
# ny lefona sy ny famaky fiadiana
Fitaovam-parovantena ireo.
# izay mihaza ahy
Ireo mety ho heviny dia 1) ireo fhavalo ireo dia mihaza ara-bakiteny ny mpanoratra na 2)izany dia sarinteny ho an'ny olona izay fahavalon'ny mpanoratra.
# lazao amin'ny fanahiko
Izany dia manondro ny mpanoratra. DH: "lazao ahy"
# Izaho no famonjena anao
Azo ambara tsy misy ilay anarana izany. DH: "Izaho no mpamonjy anao" na "hamonjy anao Aho"