# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Salamo nataon'i Davida Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida. # Raiso ny ampinga kely sy ampinga lehibenao ... ny lefona sy ny famaky fiadianao Ireo andianteny roa ireo dia samy mamaritra an'Andriamanitra ho toy ny mpiady izay mivonona hiatrika ady. # ampinga kely sy ampinga lehibe Fitaovam-parovantena ireo. # ny lefona sy ny famaky fiadiana Fitaovam-parovantena ireo. # izay mihaza ahy Ireo mety ho heviny dia 1) ireo fhavalo ireo dia mihaza ara-bakiteny ny mpanoratra na 2)izany dia sarinteny ho an'ny olona izay fahavalon'ny mpanoratra. # lazao amin'ny fanahiko Izany dia manondro ny mpanoratra. DH: "lazao ahy" # Izaho no famonjena anao Azo ambara tsy misy ilay anarana izany. DH: "Izaho no mpamonjy anao" na "hamonjy anao Aho"