forked from WA-Catalog/plt_tn
950 B
950 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
Salamo nataon'i Davida
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
Raiso ny ampinga kely sy ampinga lehibenao ... ny lefona sy ny famaky fiadianao
Ireo andianteny roa ireo dia samy mamaritra an'Andriamanitra ho toy ny mpiady izay mivonona hiatrika ady.
ampinga kely sy ampinga lehibe
Fitaovam-parovantena ireo.
ny lefona sy ny famaky fiadiana
Fitaovam-parovantena ireo.
izay mihaza ahy
Ireo mety ho heviny dia 1) ireo fhavalo ireo dia mihaza ara-bakiteny ny mpanoratra na 2)izany dia sarinteny ho an'ny olona izay fahavalon'ny mpanoratra.
lazao amin'ny fanahiko
Izany dia manondro ny mpanoratra. DH: "lazao ahy"
Izaho no famonjena anao
Azo ambara tsy misy ilay anarana izany. DH: "Izaho no mpamonjy anao" na "hamonjy anao Aho"