plt_tn/psa/034/021.md

590 B

Hamono ny ratsy fanahy ny loza

Ny loza dia faritana toy ny hoe lehilahy iray izay afaka mamono olona. DH: "Hamono azy ireo ny asa ratsy vitan'ny olona ratsy fanahy"

ny ratsy fanahy

Manondro ny olona ratsy fanahy izany.

ny marina

Manondro ny olo-marina izany.

Tsy hisy ho voaheloka ireo izay mialoka ao aminy

Azo atao tso-drafitra izany, ary azo atao amin'ny endrika mihiba ihany koa. DH: "Yaveh hamela izay rehetra mialoka eo aminy"

mialoka ao aminy

Ny fankanesana any amin'i Yaveh hitady fiarovana dia lazaina ho fialofana ao aminy. DH: "mankany aminy hitady fialofana"