plt_tn/psa/034/021.md

20 lines
590 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hamono ny ratsy fanahy ny loza
Ny loza dia faritana toy ny hoe lehilahy iray izay afaka mamono olona. DH: "Hamono azy ireo ny asa ratsy vitan'ny olona ratsy fanahy"
# ny ratsy fanahy
Manondro ny olona ratsy fanahy izany.
# ny marina
Manondro ny olo-marina izany.
# Tsy hisy ho voaheloka ireo izay mialoka ao aminy
Azo atao tso-drafitra izany, ary azo atao amin'ny endrika mihiba ihany koa. DH: "Yaveh hamela izay rehetra mialoka eo aminy"
# mialoka ao aminy
Ny fankanesana any amin'i Yaveh hitady fiarovana dia lazaina ho fialofana ao aminy. DH: "mankany aminy hitady fialofana"