# Hamono ny ratsy fanahy ny loza Ny loza dia faritana toy ny hoe lehilahy iray izay afaka mamono olona. DH: "Hamono azy ireo ny asa ratsy vitan'ny olona ratsy fanahy" # ny ratsy fanahy Manondro ny olona ratsy fanahy izany. # ny marina Manondro ny olo-marina izany. # Tsy hisy ho voaheloka ireo izay mialoka ao aminy Azo atao tso-drafitra izany, ary azo atao amin'ny endrika mihiba ihany koa. DH: "Yaveh hamela izay rehetra mialoka eo aminy" # mialoka ao aminy Ny fankanesana any amin'i Yaveh hitady fiarovana dia lazaina ho fialofana ao aminy. DH: "mankany aminy hitady fialofana"