plt_tn/psa/034/001.md

698 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Salamo nataon'i Davida

Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.

nody adala

"niseho toy ny olona adaladala"

teo anoloan'i Abimeleka

Ity dia manondro tranga ara-tantara manokana izay fantatry ny Hebreo tsara. DH: "tamin'izy tao an-tranon'i Abimeleka" na "fony izy gadran'i Abimeleka"

nandroaka azy

"nandefa azy tamin-katerena"

ho eo am-bavako mandrakizay ny fiderana Azy

Eto ny "eo am-bavako" dia manondro an'i Davida miresaka momba an'i Yaveh. DH: "hidera Azy amin'ny feo avo aho"