plt_tn/psa/034/001.md

24 lines
698 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Salamo nataon'i Davida
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
# nody adala
"niseho toy ny olona adaladala"
# teo anoloan'i Abimeleka
Ity dia manondro tranga ara-tantara manokana izay fantatry ny Hebreo tsara. DH: "tamin'izy tao an-tranon'i Abimeleka" na "fony izy gadran'i Abimeleka"
# nandroaka azy
"nandefa azy tamin-katerena"
# ho eo am-bavako mandrakizay ny fiderana Azy
Eto ny "eo am-bavako" dia manondro an'i Davida miresaka momba an'i Yaveh. DH: "hidera Azy amin'ny feo avo aho"