# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Salamo nataon'i Davida Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida. # nody adala "niseho toy ny olona adaladala" # teo anoloan'i Abimeleka Ity dia manondro tranga ara-tantara manokana izay fantatry ny Hebreo tsara. DH: "tamin'izy tao an-tranon'i Abimeleka" na "fony izy gadran'i Abimeleka" # nandroaka azy "nandefa azy tamin-katerena" # ho eo am-bavako mandrakizay ny fiderana Azy Eto ny "eo am-bavako" dia manondro an'i Davida miresaka momba an'i Yaveh. DH: "hidera Azy amin'ny feo avo aho"