plt_tn/psa/033/018.md

423 B

Indro

Ity teny ity dia mampiseho fa misy lohahevitra vaovao miantomboka amin'ity Salamo ity. DH: "Henoy izao zavatra andeha holazaiko izao"

ny mason'i Yave

Eto ny "maso" dia manondro ny fifantohan'i Yaveh. DH: "ny fifantohan'i Yaveh"

izay manantena

"izay miandry"

mba hanafaka ny ain'izy ireo amin'ny fahafatesana

Eto "ny ain'izy ireo" dia manondro ny vahoaka. DH: "hihazonana azy ireo amin'ny fahafatesana"