plt_tn/psa/033/018.md

16 lines
423 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Indro
Ity teny ity dia mampiseho fa misy lohahevitra vaovao miantomboka amin'ity Salamo ity. DH: "Henoy izao zavatra andeha holazaiko izao"
# ny mason'i Yave
Eto ny "maso" dia manondro ny fifantohan'i Yaveh. DH: "ny fifantohan'i Yaveh"
# izay manantena
"izay miandry"
# mba hanafaka ny ain'izy ireo amin'ny fahafatesana
Eto "ny ain'izy ireo" dia manondro ny vahoaka. DH: "hihazonana azy ireo amin'ny fahafatesana"