# Indro Ity teny ity dia mampiseho fa misy lohahevitra vaovao miantomboka amin'ity Salamo ity. DH: "Henoy izao zavatra andeha holazaiko izao" # ny mason'i Yave Eto ny "maso" dia manondro ny fifantohan'i Yaveh. DH: "ny fifantohan'i Yaveh" # izay manantena "izay miandry" # mba hanafaka ny ain'izy ireo amin'ny fahafatesana Eto "ny ain'izy ireo" dia manondro ny vahoaka. DH: "hihazonana azy ireo amin'ny fahafatesana"