plt_tn/psa/033/001.md

331 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Mifalia ao amin'i Yaveh

Eto ny "ao amin'i Yaveh" dia manondro izay nataon'i Yaveh ho azy ireo. "Mifalia amin'izay nataon'i Yaveh"

ny fiderana dia mendrika ho an'ny mahitsy

"ny midera an'i Yaveh dia mendrika ho an'ny olona mahitsy"