# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Mifalia ao amin'i Yaveh Eto ny "ao amin'i Yaveh" dia manondro izay nataon'i Yaveh ho azy ireo. "Mifalia amin'izay nataon'i Yaveh" # ny fiderana dia mendrika ho an'ny mahitsy "ny midera an'i Yaveh dia mendrika ho an'ny olona mahitsy"