plt_tn/psa/033/001.md

12 lines
331 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Mifalia ao amin'i Yaveh
Eto ny "ao amin'i Yaveh" dia manondro izay nataon'i Yaveh ho azy ireo. "Mifalia amin'izay nataon'i Yaveh"
# ny fiderana dia mendrika ho an'ny mahitsy
"ny midera an'i Yaveh dia mendrika ho an'ny olona mahitsy"