plt_tn/psa/031/023.md

254 B

ny olo-mahatoky

Ity dia manondro ny olona mahatoky. DH: "ny olona izay mahatoky"

mamaly tanteraka ny mpiavonavona

Eto ny "mamaly" dia fombe fiteny hanondroana famaizana. DH: "Manome ny olona mpirehareha izay famaizana sahaza azy ireo rehetra Izy"