plt_tn/psa/031/023.md

8 lines
254 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny olo-mahatoky
Ity dia manondro ny olona mahatoky. DH: "ny olona izay mahatoky"
# mamaly tanteraka ny mpiavonavona
Eto ny "mamaly" dia fombe fiteny hanondroana famaizana. DH: "Manome ny olona mpirehareha izay famaizana sahaza azy ireo rehetra Izy"