# ny olo-mahatoky Ity dia manondro ny olona mahatoky. DH: "ny olona izay mahatoky" # mamaly tanteraka ny mpiavonavona Eto ny "mamaly" dia fombe fiteny hanondroana famaizana. DH: "Manome ny olona mpirehareha izay famaizana sahaza azy ireo rehetra Izy"