plt_tn/psa/031/019.md

1.1 KiB

ny fahatsaranao

Azo ambara ho matoanteny izany. DH: "ireo zava-tsoa izay ataonao"

izay notehirizinao

Ny fahatsaran'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe zavatra izay azo tehirizina toy ny vokatra. DH: "izay tehirizinao ho azo ampiasaina foana"

izay nanaja Anao

"izay manaja Anao fatratra"

izay mialoka aminao

Ny fankanesana any amin'i Yaveh hitady fiarovana dia lazaina ho fialofana ao aminy. DH: "mankany aminy hitady fialofana." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 31:1 DH: "izay mankany aminao hitady fiarovana"

Ao amin'ny fialofan'ny fanatrehanao, no hanafenanao azy ireny ... Manafina azy ireo ao amin'ny fialofana

Ireo andianteny roa ireo dia samy midika fa Andriamanitra miaro azy ireo.

ao amin'ny fialofana

Ny fanatrehan'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe tranobe mafy iray hahafahan'ny mpanoratra ho azo antoka.

Manafina azy ireo ao amin'ny fialofana Ianao

Eto ny "fialofana" dia maneho toerana azo antoka. DH: "mamatsy toerana azao antoka ho azy ireny Ianao"

amin'ny herisetran'ny lela

Eto ny "lela" dia manondro ny olona izay miteny zavatra mampidi-doza amin'ny mpanoratra. DH: "izay tsy azon'ireo fahavalony hitenenan-dratsy amin'izy ireo"