# ny fahatsaranao Azo ambara ho matoanteny izany. DH: "ireo zava-tsoa izay ataonao" # izay notehirizinao Ny fahatsaran'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe zavatra izay azo tehirizina toy ny vokatra. DH: "izay tehirizinao ho azo ampiasaina foana" # izay nanaja Anao "izay manaja Anao fatratra" # izay mialoka aminao Ny fankanesana any amin'i Yaveh hitady fiarovana dia lazaina ho fialofana ao aminy. DH: "mankany aminy hitady fialofana." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 31:1 DH: "izay mankany aminao hitady fiarovana" # Ao amin'ny fialofan'ny fanatrehanao, no hanafenanao azy ireny ... Manafina azy ireo ao amin'ny fialofana Ireo andianteny roa ireo dia samy midika fa Andriamanitra miaro azy ireo. # ao amin'ny fialofana Ny fanatrehan'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe tranobe mafy iray hahafahan'ny mpanoratra ho azo antoka. # Manafina azy ireo ao amin'ny fialofana Ianao Eto ny "fialofana" dia maneho toerana azo antoka. DH: "mamatsy toerana azao antoka ho azy ireny Ianao" # amin'ny herisetran'ny lela Eto ny "lela" dia manondro ny olona izay miteny zavatra mampidi-doza amin'ny mpanoratra. DH: "izay tsy azon'ireo fahavalony hitenenan-dratsy amin'izy ireo"