plt_tn/psa/031/019.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny fahatsaranao
Azo ambara ho matoanteny izany. DH: "ireo zava-tsoa izay ataonao"
# izay notehirizinao
Ny fahatsaran'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe zavatra izay azo tehirizina toy ny vokatra. DH: "izay tehirizinao ho azo ampiasaina foana"
# izay nanaja Anao
"izay manaja Anao fatratra"
# izay mialoka aminao
Ny fankanesana any amin'i Yaveh hitady fiarovana dia lazaina ho fialofana ao aminy. DH: "mankany aminy hitady fialofana." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 31:1 DH: "izay mankany aminao hitady fiarovana"
# Ao amin'ny fialofan'ny fanatrehanao, no hanafenanao azy ireny ... Manafina azy ireo ao amin'ny fialofana
Ireo andianteny roa ireo dia samy midika fa Andriamanitra miaro azy ireo.
# ao amin'ny fialofana
Ny fanatrehan'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe tranobe mafy iray hahafahan'ny mpanoratra ho azo antoka.
# Manafina azy ireo ao amin'ny fialofana Ianao
Eto ny "fialofana" dia maneho toerana azo antoka. DH: "mamatsy toerana azao antoka ho azy ireny Ianao"
# amin'ny herisetran'ny lela
Eto ny "lela" dia manondro ny olona izay miteny zavatra mampidi-doza amin'ny mpanoratra. DH: "izay tsy azon'ireo fahavalony hitenenan-dratsy amin'izy ireo"