plt_tn/psa/031/014.md

426 B

Eo an-tananao ny anjarako

Eto ny "tananao" dia manondro ny fahefan'i Yaveh. DH: "Ianao manana ny fahefana hanapaka ny ho aviko"

amin'izay manenjika ahy

"amin'ny olona manao izay hisamborana ahy"

Ampamirapirato amin'ny mpanomponao ny tavanao

Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh miasa aminy amim-pankasitrahana toy ny hoe ny tavan'i Yaveh mitaratra hazavana any aminy. DH: "Miasa amim-pankasitrahana amin'ny mpanomponao"