forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
426 B
Markdown
12 lines
426 B
Markdown
|
# Eo an-tananao ny anjarako
|
||
|
|
||
|
Eto ny "tananao" dia manondro ny fahefan'i Yaveh. DH: "Ianao manana ny fahefana hanapaka ny ho aviko"
|
||
|
|
||
|
# amin'izay manenjika ahy
|
||
|
|
||
|
"amin'ny olona manao izay hisamborana ahy"
|
||
|
|
||
|
# Ampamirapirato amin'ny mpanomponao ny tavanao
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh miasa aminy amim-pankasitrahana toy ny hoe ny tavan'i Yaveh mitaratra hazavana any aminy. DH: "Miasa amim-pankasitrahana amin'ny mpanomponao"
|