# Eo an-tananao ny anjarako Eto ny "tananao" dia manondro ny fahefan'i Yaveh. DH: "Ianao manana ny fahefana hanapaka ny ho aviko" # amin'izay manenjika ahy "amin'ny olona manao izay hisamborana ahy" # Ampamirapirato amin'ny mpanomponao ny tavanao Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh miasa aminy amim-pankasitrahana toy ny hoe ny tavan'i Yaveh mitaratra hazavana any aminy. DH: "Miasa amim-pankasitrahana amin'ny mpanomponao"