plt_tn/psa/031/012.md

20 lines
547 B
Markdown

# toy ny olona maty tsy misy mpihevitra aho
Ny mpanoratra milaza fa toy ny hoe efa maty izy rehefa nohadinoin'ny olona.3
# Toy ny vilany vaky
Ny mpanoratra milaza ny teneny toy ny hoe tsy misy dikany intsony izy. "tsy misy dikany toy ny vilany vaky"
# ny bitsibitsiky ny maro
Ity dia milaza fa "maro" manondro ny vahoaka. DH: "olona maro no miresaka momba ahy"
# ireo vaovao mampahatahotra avy eny rehetra eny
"tatitra mampitahotra avy amina loharano maro"
# haka ny aiko
Ity fomba fiteny ity dia midika ho mamono olona. DH: "hamono ahy"