# toy ny olona maty tsy misy mpihevitra aho Ny mpanoratra milaza fa toy ny hoe efa maty izy rehefa nohadinoin'ny olona.3 # Toy ny vilany vaky Ny mpanoratra milaza ny teneny toy ny hoe tsy misy dikany intsony izy. "tsy misy dikany toy ny vilany vaky" # ny bitsibitsiky ny maro Ity dia milaza fa "maro" manondro ny vahoaka. DH: "olona maro no miresaka momba ahy" # ireo vaovao mampahatahotra avy eny rehetra eny "tatitra mampitahotra avy amina loharano maro" # haka ny aiko Ity fomba fiteny ity dia midika ho mamono olona. DH: "hamono ahy"