plt_tn/psa/031/012.md

547 B

toy ny olona maty tsy misy mpihevitra aho

Ny mpanoratra milaza fa toy ny hoe efa maty izy rehefa nohadinoin'ny olona.3

Toy ny vilany vaky

Ny mpanoratra milaza ny teneny toy ny hoe tsy misy dikany intsony izy. "tsy misy dikany toy ny vilany vaky"

ny bitsibitsiky ny maro

Ity dia milaza fa "maro" manondro ny vahoaka. DH: "olona maro no miresaka momba ahy"

ireo vaovao mampahatahotra avy eny rehetra eny

"tatitra mampitahotra avy amina loharano maro"

haka ny aiko

Ity fomba fiteny ity dia midika ho mamono olona. DH: "hamono ahy"