plt_tn/psa/031/001.md

1019 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Ho an'ny mpiventy hira

"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"

Salamo nataon'i Davida

Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.

Aminao, ry Yaveh, no hialofako

Ny fankanesana any amin'i Yaveh ho fiarovana dia lazaina toy ny hoe mialoka ao aminy. DH: "Mankany aminao aho, Yaveh o, mba ho fiarovana"

meteza ho vatolampy fialofako, fiarovana mafy hamonjy ahy

Ny andianteny "meteza ho vatolampy fialofako" dia fangatahana fiarovana. Ny andianteny faharoa manamafy ny voalohany.

meteza ho vatolampy fialofako

Yaveh dia lazaina toy ny hoe vatolampy lehibe izay hiaro ny mpanoratra amin'ny fanafihana. DH: "tahaka ny vatolampy izay ahafahako ho voaaro"

fiarovana mafy hamonjy ahy

Yaveh dia lazaina toy ny hoe manda mafy izay hiaro ny mpanoratra amin'ireo fahavalony.