plt_tn/psa/031/001.md

28 lines
1019 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Ho an'ny mpiventy hira
"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"
# Salamo nataon'i Davida
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
# Aminao, ry Yaveh, no hialofako
Ny fankanesana any amin'i Yaveh ho fiarovana dia lazaina toy ny hoe mialoka ao aminy. DH: "Mankany aminao aho, Yaveh o, mba ho fiarovana"
# meteza ho vatolampy fialofako, fiarovana mafy hamonjy ahy
Ny andianteny "meteza ho vatolampy fialofako" dia fangatahana fiarovana. Ny andianteny faharoa manamafy ny voalohany.
# meteza ho vatolampy fialofako
Yaveh dia lazaina toy ny hoe vatolampy lehibe izay hiaro ny mpanoratra amin'ny fanafihana. DH: "tahaka ny vatolampy izay ahafahako ho voaaro"
# fiarovana mafy hamonjy ahy
Yaveh dia lazaina toy ny hoe manda mafy izay hiaro ny mpanoratra amin'ireo fahavalony.