plt_tn/psa/030/009.md

824 B

Inona no tombony ... meteza ho mpamonjy ahy

Azo avadika ho fanambarana mahitsy toy ny ao amin'ny UDB izany.

Inona no tombony amin'ny fahafatesako, raha handeha hidina any am-pasana aho?

Ny mpanoratra mampiasa ity fanontaniana ity hanamafisana fa tsy mba nisy hasiny tamin'Andriamanitra izy raha tsy maty. DH: "Tsy mba misy tombony ny fahafatesako sy ny fidinako any am-pasana"

Hidera Anao ve ny vovoka? Hanambara ny fahamendreham-pitokisanao ve izany?

Ny mpanoratra mampiasa ireo fanontaniana ireo hanamafisana fa ny nofony maty sy simba dia tsy afaka hidera an'Andriamanitra. DH: "Ny vovoky ny tenako tsy hidera Anao izany na hilaza amin'ny hafa ny momba ny hoe hatraiza ny fahamarinanao"

ny vovoka

Ity dia manondro ny nofon'ny mpanoratra izay ho simba ary hody vovoka rehefa maty izy. DH: "ny nofoko simba"