plt_tn/psa/030/009.md

16 lines
824 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Inona no tombony ... meteza ho mpamonjy ahy
Azo avadika ho fanambarana mahitsy toy ny ao amin'ny UDB izany.
# Inona no tombony amin'ny fahafatesako, raha handeha hidina any am-pasana aho?
Ny mpanoratra mampiasa ity fanontaniana ity hanamafisana fa tsy mba nisy hasiny tamin'Andriamanitra izy raha tsy maty. DH: "Tsy mba misy tombony ny fahafatesako sy ny fidinako any am-pasana"
# Hidera Anao ve ny vovoka? Hanambara ny fahamendreham-pitokisanao ve izany?
Ny mpanoratra mampiasa ireo fanontaniana ireo hanamafisana fa ny nofony maty sy simba dia tsy afaka hidera an'Andriamanitra. DH: "Ny vovoky ny tenako tsy hidera Anao izany na hilaza amin'ny hafa ny momba ny hoe hatraiza ny fahamarinanao"
# ny vovoka
Ity dia manondro ny nofon'ny mpanoratra izay ho simba ary hody vovoka rehefa maty izy. DH: "ny nofoko simba"