# Inona no tombony ... meteza ho mpamonjy ahy Azo avadika ho fanambarana mahitsy toy ny ao amin'ny UDB izany. # Inona no tombony amin'ny fahafatesako, raha handeha hidina any am-pasana aho? Ny mpanoratra mampiasa ity fanontaniana ity hanamafisana fa tsy mba nisy hasiny tamin'Andriamanitra izy raha tsy maty. DH: "Tsy mba misy tombony ny fahafatesako sy ny fidinako any am-pasana" # Hidera Anao ve ny vovoka? Hanambara ny fahamendreham-pitokisanao ve izany? Ny mpanoratra mampiasa ireo fanontaniana ireo hanamafisana fa ny nofony maty sy simba dia tsy afaka hidera an'Andriamanitra. DH: "Ny vovoky ny tenako tsy hidera Anao izany na hilaza amin'ny hafa ny momba ny hoe hatraiza ny fahamarinanao" # ny vovoka Ity dia manondro ny nofon'ny mpanoratra izay ho simba ary hody vovoka rehefa maty izy. DH: "ny nofoko simba"