plt_tn/psa/029/009.md

538 B

Ny feon'i Yaveh dia mahatonga

Eto ny "feo" dia maneho an'i Yaveh miteny. DH: "Rehefa miteny Yaveh, dia mahatonga"

ny hazo terebinta hihetsika

"Ireo hazo midadasika hihozongozona" (UDB)

mamofy ny hoditr'ireo ala

Ny fanalàna ny ravin-kazo dia lazaina toy ny hoe manala ny fitafin'izany. DH: "mamofy ny ravina amin'ny hazo"

Yaveh mipetraka ho mpanjaka

Midika izany fa Yaveh no manapaka. DH: "Yaveh no manapaka" na "Yaveh no mpanjaka"

eo amin'ny tondra-drano

Eto ny "tondra-drano" dia manondro rano izay manarona ny tany.