# Ny feon'i Yaveh dia mahatonga Eto ny "feo" dia maneho an'i Yaveh miteny. DH: "Rehefa miteny Yaveh, dia mahatonga" # ny hazo terebinta hihetsika "Ireo hazo midadasika hihozongozona" (UDB) # mamofy ny hoditr'ireo ala Ny fanalàna ny ravin-kazo dia lazaina toy ny hoe manala ny fitafin'izany. DH: "mamofy ny ravina amin'ny hazo" # Yaveh mipetraka ho mpanjaka Midika izany fa Yaveh no manapaka. DH: "Yaveh no manapaka" na "Yaveh no mpanjaka" # eo amin'ny tondra-drano Eto ny "tondra-drano" dia manondro rano izay manarona ny tany.