plt_tn/psa/029/009.md

20 lines
538 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny feon'i Yaveh dia mahatonga
Eto ny "feo" dia maneho an'i Yaveh miteny. DH: "Rehefa miteny Yaveh, dia mahatonga"
# ny hazo terebinta hihetsika
"Ireo hazo midadasika hihozongozona" (UDB)
# mamofy ny hoditr'ireo ala
Ny fanalàna ny ravin-kazo dia lazaina toy ny hoe manala ny fitafin'izany. DH: "mamofy ny ravina amin'ny hazo"
# Yaveh mipetraka ho mpanjaka
Midika izany fa Yaveh no manapaka. DH: "Yaveh no manapaka" na "Yaveh no mpanjaka"
# eo amin'ny tondra-drano
Eto ny "tondra-drano" dia manondro rano izay manarona ny tany.