plt_tn/psa/027/004.md

16 lines
570 B
Markdown

# nangatahiko tamin'i Yaveh
"no nangatahiko tamin'i Yaveh havela ataoko"
# hitady izany aho
Ny olona iray izay tena mila zavatra ary mangataka izany amin'Andriamanitra mandrakarivadia lazaina toy ny hoe izy nikaroka mba hahita zavatra.
# hahita ny fahatsaran'i Yaveh
Ny toetra mahagagan'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe hatsaran-tarehy ivelany izany. DH: "hahita fa mahagaga Yaveh"
# hisaintsaina ao an-tempoliny
Ireo mety ho heviny dia 1) "mangataka amin'Andriamanitra izay tiany hataoko" na 2) "mieritreritra lalina momba an'Andriamanitra ao an-tempoliny."