plt_tn/psa/027/004.md

570 B

nangatahiko tamin'i Yaveh

"no nangatahiko tamin'i Yaveh havela ataoko"

hitady izany aho

Ny olona iray izay tena mila zavatra ary mangataka izany amin'Andriamanitra mandrakarivadia lazaina toy ny hoe izy nikaroka mba hahita zavatra.

hahita ny fahatsaran'i Yaveh

Ny toetra mahagagan'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe hatsaran-tarehy ivelany izany. DH: "hahita fa mahagaga Yaveh"

hisaintsaina ao an-tempoliny

Ireo mety ho heviny dia 1) "mangataka amin'Andriamanitra izay tiany hataoko" na 2) "mieritreritra lalina momba an'Andriamanitra ao an-tempoliny."